plt_tn/1sa/16/02.md

569 B

Ahoana no fomba andehanako?

Mampiasa fanontaniana i Samoela mba hanindriana fa miahiahy ny amin'ny fandehanana any Betlehema izy. DH: "Tsy afaka mandeha aho!" na "Matahotra ny handeha aho."

miaraka aminao ary lazao hoe

Azonao ambara ny fampahafantarana izay azo eto. DH: "miaraka aminao ho any Betlehema ary lazao amin'ny olona any hoe"

ary lazao hoe: 'Tonga hanao sorona ho an'i Yaveh aho.'

Farango sosona anaty farango sosona io. Ny filazana mivantana dia azo atao tsy mivantana. DH: "ary lazao amin'ny oloa any fa tonga hanao sorona ho an'i yaveh ianao."