forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
569 B
Markdown
12 lines
569 B
Markdown
|
# Ahoana no fomba andehanako?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa fanontaniana i Samoela mba hanindriana fa miahiahy ny amin'ny fandehanana any Betlehema izy. DH: "Tsy afaka mandeha aho!" na "Matahotra ny handeha aho."
|
||
|
|
||
|
# miaraka aminao ary lazao hoe
|
||
|
|
||
|
Azonao ambara ny fampahafantarana izay azo eto. DH: "miaraka aminao ho any Betlehema ary lazao amin'ny olona any hoe"
|
||
|
|
||
|
# ary lazao hoe: 'Tonga hanao sorona ho an'i Yaveh aho.'
|
||
|
|
||
|
Farango sosona anaty farango sosona io. Ny filazana mivantana dia azo atao tsy mivantana. DH: "ary lazao amin'ny oloa any fa tonga hanao sorona ho an'i yaveh ianao."
|