plt_tn/1sa/15/34.md

12 lines
487 B
Markdown

# Rama ... Gibean'i
Anaran-toerana ireo.
# niakatra tany an-tranony tany Gibean'i
Somary ambony toerana kokoa noho i Gilgala izay niresahan'i Saoly sy Samoela i Gibea.
# Tsy nahita an'i Saoly i Samoela hatramin'ny andro nahafatesany
Mazava tsara ity fanambarana ity ary tokony hadika am-pitandremana. Maty talohan'i Saoly i Samoela ary tsy nahita an'i Saoly intsony tamin'ny fahavelomany. Na izany aza, mbola niseho tamin'i Saoly i Samoela ao amin'ny 28:11 taorian'ny nahafatesany.