# Rama ... Gibean'i Anaran-toerana ireo. # niakatra tany an-tranony tany Gibean'i Somary ambony toerana kokoa noho i Gilgala izay niresahan'i Saoly sy Samoela i Gibea. # Tsy nahita an'i Saoly i Samoela hatramin'ny andro nahafatesany Mazava tsara ity fanambarana ity ary tokony hadika am-pitandremana. Maty talohan'i Saoly i Samoela ary tsy nahita an'i Saoly intsony tamin'ny fahavelomany. Na izany aza, mbola niseho tamin'i Saoly i Samoela ao amin'ny 28:11 taorian'ny nahafatesany.