plt_tn/1sa/15/32.md

1022 B

Dia nankany aminy i Agaga mifatotra amin'ny gadra-vy ary nanao hoe

"Nentin'izy ireo teo aminy i Agaga izay mbola nifatotra tamin'ny gadra-vy ary hoy Agaga hoe"

Efa lasa tokoa ny fangidian'ny fahafatesana

Toa midika ity fomba fiteny ity fa tsy nihevitra ny ho faty intsony i Agaga. DH: "Tsy tandindonin'ny fahafatesana intsony tokoa aho"

Araka ny nanaovan'ny sabatrao ireo vehivavy ho momba, dia ho momba toy izany koa ny reninao eo amin'ireo vehivavy

Samy mitovy hevitra ihany ireo andian-teny ireo ary mety noezahina hanana endrika kanto. DH: "Satria novonoinao ny olona, dia ho vonoina ihany koa ianao"

nanaovan'ny sabatrao ireo vehivavy ho momba, dia ho momba toy izany koa ny reninao

Fomba mihaja ilazana ny famonoana olona io. DH: "namono ny zanaky ny vehivavy hafa, dia ho vonoiko toy izany ihany koa ny zanaky ny reninao"

Dia nokapakapain'i Samoela ... i Agaga

I Samoela no nahatanteraka ity asa izay nandidian'i Yaveh hataon'i Saoly ity. DH: "Dia nokapakapain'i Samoela tamin'ny sabany i Agaga"