plt_tn/1sa/15/20.md

24 lines
535 B
Markdown

# Nankatoa ny feon'i Yaveh tokoa aho
Tsy mazava raha nihevitra izany ho marina i Saoly, na nitady fialana tamin'ny fahotana fotsiny izy.
# ny feon'i Yaveh
Eto ny "feo" dia ilazana ny didy izay ambaran'i Yaveh. DH: "ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh"
# Agaga
Io no anaran'ny mpanjakan'ny Amalekita.
# Saingy naka ... ny olona
Toa manilika ny tsiny ho amin'ny olona io.
# ny zavatra tsara indrindra natokana ho an'ny fandravana
"ny biby izay nodidian'Andriamanitra mba haringan'izy ireo"
# Gilgala
Anaran-toerana io.