plt_tn/1sa/15/20.md

535 B

Nankatoa ny feon'i Yaveh tokoa aho

Tsy mazava raha nihevitra izany ho marina i Saoly, na nitady fialana tamin'ny fahotana fotsiny izy.

ny feon'i Yaveh

Eto ny "feo" dia ilazana ny didy izay ambaran'i Yaveh. DH: "ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh"

Agaga

Io no anaran'ny mpanjakan'ny Amalekita.

Saingy naka ... ny olona

Toa manilika ny tsiny ho amin'ny olona io.

ny zavatra tsara indrindra natokana ho an'ny fandravana

"ny biby izay nodidian'Andriamanitra mba haringan'izy ireo"

Gilgala

Anaran-toerana io.