plt_tn/1sa/14/38.md

16 lines
575 B
Markdown

# ny vahoaka
Manondro an'ireo Israelita io.
# fantaro ary jereo ny fomba nitrangan'izao fahotana izao
"tadiavo izay nanota"
# na dia ao amin'i Jonatana zanako aza izany, dia ho faty tokoa izy
Nilaza izany ho toe-javatra mbola petra-kevitra i Saoly satria tsy ninoany fa meloka i Jonatana.
# Nefa tsy nisy tamin'ireo olona teo amin'ny vahoaka rehetra namaly azy
Nangina ny olona satria fantatry ny ankamaroan'izy ireo fa nandika ny fianianan'i Saoly i Jonatana. DH: "Fantatry ny olony izay meloka, saingy tsy nisy nilaza na inona na inona tamin'i Saoly izy ireo" (UDB)