plt_tn/1sa/14/38.md

575 B

ny vahoaka

Manondro an'ireo Israelita io.

fantaro ary jereo ny fomba nitrangan'izao fahotana izao

"tadiavo izay nanota"

na dia ao amin'i Jonatana zanako aza izany, dia ho faty tokoa izy

Nilaza izany ho toe-javatra mbola petra-kevitra i Saoly satria tsy ninoany fa meloka i Jonatana.

Nefa tsy nisy tamin'ireo olona teo amin'ny vahoaka rehetra namaly azy

Nangina ny olona satria fantatry ny ankamaroan'izy ireo fa nandika ny fianianan'i Saoly i Jonatana. DH: "Fantatry ny olony izay meloka, saingy tsy nisy nilaza na inona na inona tamin'i Saoly izy ireo" (UDB)