plt_tn/1sa/14/33.md

598 B

tamin'ny fihinanana niaraka tamin'ny rà

Fandikana ny lalàna izay nomena an'i Mosesy ho an'ny firenen'Israely izany. Io dia azo atao mazava. DH: "tamin'ny fihinanana hena tsy nampitsika ny rà araka izay takian'ny lalàna aloha"

Nanao izay tsy mahatoky ianareo

Miampanga ny tafiny manontolo ho nanao izay tsy mahatoky i Saoly na dia tsy izy rehetra aza izany.

Ankehitriny, manakodiava vato lehibe eto ho ahy

Ilay vato no hampihantona ilay biby ka hanamora ny fanatsihifana ny ràny.

vonoy eto ireo, ary hano

Izany no ahafahan'i Saoly mizaha raha niala tsara tamin'ireo biby ny rà.