# tamin'ny fihinanana niaraka tamin'ny rà Fandikana ny lalàna izay nomena an'i Mosesy ho an'ny firenen'Israely izany. Io dia azo atao mazava. DH: "tamin'ny fihinanana hena tsy nampitsika ny rà araka izay takian'ny lalàna aloha" # Nanao izay tsy mahatoky ianareo Miampanga ny tafiny manontolo ho nanao izay tsy mahatoky i Saoly na dia tsy izy rehetra aza izany. # Ankehitriny, manakodiava vato lehibe eto ho ahy Ilay vato no hampihantona ilay biby ka hanamora ny fanatsihifana ny ràny. # vonoy eto ireo, ary hano Izany no ahafahan'i Saoly mizaha raha niala tsara tamin'ireo biby ny rà.