plt_tn/1sa/14/27.md

509 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Nahalala ny amin'ny fianianan'ny rainy i Jonatana.

namatotra ny vahoaka tamin'ny fianianana

Eto ny fanerena hankatoa fianianana dia resahina toy ny hoe voafatotra amin'ny tady ny olona. DH: "nandidy ny hankatoavan'ny vahoaka ny fianianany"

Nampiakatra ny tanany teo am-bavany izy

Eto ny hoe "tanany teo am-bavany" dia fibangoan-teny ilazana ny fihinanana. DH: "Nihinana tantely kely izy"

nazava ny masony

Io dia fomba fiteny izay midika fa niha-nahery izy.