plt_tn/1sa/14/27.md

16 lines
509 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nahalala ny amin'ny fianianan'ny rainy i Jonatana.
# namatotra ny vahoaka tamin'ny fianianana
Eto ny fanerena hankatoa fianianana dia resahina toy ny hoe voafatotra amin'ny tady ny olona. DH: "nandidy ny hankatoavan'ny vahoaka ny fianianany"
# Nampiakatra ny tanany teo am-bavany izy
Eto ny hoe "tanany teo am-bavany" dia fibangoan-teny ilazana ny fihinanana. DH: "Nihinana tantely kely izy"
# nazava ny masony
Io dia fomba fiteny izay midika fa niha-nahery izy.