plt_tn/1sa/14/24.md

828 B

Dia tsy nisy olona avy ao amin'ny antoko nanendry sakafo

Ny fahazoan'ny antoko dia tsy nisy famelombelomana azo natao tao ambanin'ny fianianan'i Saoly.

niditra tao an'ala ny vahoaka

Nandositra nankany an'ala ireo miaramila Filistina ary narahin'ny Israelita tany.

nikoriana ny tantely

Io dia filaza-masaka hanindriana ny haben'ny tantely nisy tany an'ala. DH: "nisy tantely be dia be teny rehetra teny"

tsy nisy olona nanao ny tanany tao am-bavany

Eto ny hoe "ny tanany tao am-bavany" dia fibangoan-teny ilazana ny fihinanana. DH: "tsy nisy nihinana"

natahotra ny fianianana ny vahoaka

Tsy natahotra ilay fianianana akory ny vahoana, fa ny famaizana izay nifandraika tamin'ny fandikana ilay fianianana. DH: "natahotra izay hataon'i Saoly amin'izy ireo ny vahoaka raha mandika izany fianianana izany izy ireo"