# Dia tsy nisy olona avy ao amin'ny antoko nanendry sakafo Ny fahazoan'ny antoko dia tsy nisy famelombelomana azo natao tao ambanin'ny fianianan'i Saoly. # niditra tao an'ala ny vahoaka Nandositra nankany an'ala ireo miaramila Filistina ary narahin'ny Israelita tany. # nikoriana ny tantely Io dia filaza-masaka hanindriana ny haben'ny tantely nisy tany an'ala. DH: "nisy tantely be dia be teny rehetra teny" # tsy nisy olona nanao ny tanany tao am-bavany Eto ny hoe "ny tanany tao am-bavany" dia fibangoan-teny ilazana ny fihinanana. DH: "tsy nisy nihinana" # natahotra ny fianianana ny vahoaka Tsy natahotra ilay fianianana akory ny vahoana, fa ny famaizana izay nifandraika tamin'ny fandikana ilay fianianana. DH: "natahotra izay hataon'i Saoly amin'izy ireo ny vahoaka raha mandika izany fianianana izany izy ireo"