plt_tn/1sa/14/20.md

8 lines
284 B
Markdown

# ny vahoaka rehetra izay niaraka taminy
ireo tafika Israelita sisa izay nijanona niaraka tamin'i Saoly
# Ny sabatry ny Filistina tsirairay dia namely ny mpiray tanàna taminy
Ny sabatra dia resahina toy ny hoe olona miaina. DH: "Nifamely tamin'ny sabany ireo miaramila Filistina"