plt_tn/1sa/14/20.md

284 B

ny vahoaka rehetra izay niaraka taminy

ireo tafika Israelita sisa izay nijanona niaraka tamin'i Saoly

Ny sabatry ny Filistina tsirairay dia namely ny mpiray tanàna taminy

Ny sabatra dia resahina toy ny hoe olona miaina. DH: "Nifamely tamin'ny sabany ireo miaramila Filistina"