plt_tn/1sa/14/15.md

494 B

Nisy savoritaka lehibe tao an-toby, tany an-tsaha, sy teo amin'ireo vahoaka

Ny teny hoe "savoritaka" dia azo atao amin'ny endrika matoanteny hoe "natahotra mafy." DH: "Zary natahotra mafy ireo miaramila Filistina tao an-toby sy tany an-tsaha ary ny olona rehetra niaraka tamin'izy ireo"

ireo mpanafika

ireo Filistina izay nanafika ireo tanàna Israelita

Nihovitrovitra ny tany

Mety hanampy betsaka ny filazana ny nahatonga izany. DH: "Nahatonga ny tany hihovitrovitra Andriamanitra"