# Nisy savoritaka lehibe tao an-toby, tany an-tsaha, sy teo amin'ireo vahoaka Ny teny hoe "savoritaka" dia azo atao amin'ny endrika matoanteny hoe "natahotra mafy." DH: "Zary natahotra mafy ireo miaramila Filistina tao an-toby sy tany an-tsaha ary ny olona rehetra niaraka tamin'izy ireo" # ireo mpanafika ireo Filistina izay nanafika ireo tanĂ na Israelita # Nihovitrovitra ny tany Mety hanampy betsaka ny filazana ny nahatonga izany. DH: "Nahatonga ny tany hihovitrovitra Andriamanitra"