plt_tn/1sa/13/15.md

24 lines
551 B
Markdown

# dia nanainga i Samoela ka niakatra
Io fomba fiteny io entina ilazana ny hoe "niala Samoela ka niakatra"
# niakatra avy any Gilgala
Tanàna izany Gilgala izany. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 7:15.
# Gibean'ny Benjamina
Gibea dia vohitra iray. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 10:26.
# enin-jato lahy
"600 lahy"
# Gibean'ny Benjamina
Gibea dia vohitra iray. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 13:3.
# ireo Filistina kosa nitoby tany Mikmasy
Anaran-toerana ny hoe Mikmasy. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 13:1.