plt_tn/1sa/13/15.md

551 B

dia nanainga i Samoela ka niakatra

Io fomba fiteny io entina ilazana ny hoe "niala Samoela ka niakatra"

niakatra avy any Gilgala

Tanàna izany Gilgala izany. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 7:15.

Gibean'ny Benjamina

Gibea dia vohitra iray. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 10:26.

enin-jato lahy

"600 lahy"

Gibean'ny Benjamina

Gibea dia vohitra iray. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 13:3.

ireo Filistina kosa nitoby tany Mikmasy

Anaran-toerana ny hoe Mikmasy. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 13:1.