plt_tn/1sa/13/13.md

704 B

Tsy nitandrina ny didin'i Yaveh Andriamanitrao

Tsy maintsy niandry an'i Samoela i Saoly mba ho avy ary hanao ny soron'ny fanatitra dorana ho an'Andriamanitra. Tsy tokony manao ilay sorona samirery izy.

nametrahan'i Yaveh ny fanapahanao

"namela ny fanjakanao" na "nanendry ny fanjakanao"

tsy hitohy ny fanapahanao

Io fanalefahan-teny io dia azo adika hoe DH: "ho tapitra tsy ho ela ny fanapahanao"

lehilahy iray araka ny fony ihany

Eto ny "fo" dia maneho ny faniriana na ny sitrapon'Andriamanitra. Ny andian-teny hoe "lehilahy iray araka ny fony ihany" dia fomba fiteny izay midika hoe olona izay manao izay irian'i Yaveh. DH: "lehilahy izay araka ny tiany" na "lehilahy izay mankatoa azy"