plt_tn/1sa/12/22.md

8 lines
427 B
Markdown

# nohon'ny anarany lehibe
Eto ny "anarana" dia ilazana ny lazan'i Yaveh. DH: "Mba hanohizan'ny olona hanome voninahitra sy hanaja an'i Yaveh"
# dia sanatriaviko ny hanota amin'i Yaveh amin'ny fitsaharana ny hivavaka ho anareo
Heniky ny tahotra ny olona nohon'ny amin'ny orana sy ny kotroka izay nalefan'i Yaveh rehefa nivavaka i Samoela. Mety hino ny olona sasany fa nampiasa io vavaka io i Samoela mba hamelezana azy ireo.