# nohon'ny anarany lehibe Eto ny "anarana" dia ilazana ny lazan'i Yaveh. DH: "Mba hanohizan'ny olona hanome voninahitra sy hanaja an'i Yaveh" # dia sanatriaviko ny hanota amin'i Yaveh amin'ny fitsaharana ny hivavaka ho anareo Heniky ny tahotra ny olona nohon'ny amin'ny orana sy ny kotroka izay nalefan'i Yaveh rehefa nivavaka i Samoela. Mety hino ny olona sasany fa nampiasa io vavaka io i Samoela mba hamelezana azy ireo.