plt_tn/1sa/12/10.md

24 lines
822 B
Markdown

# Nitaraina tamin'i Yaveh izy ireo
Ny hoe "izy ireo" dia manondro ny firenen'Israely.
# Jerobala
Anarana maneho haja sy herin'andriamanitra hiadiana amin'ny andriamanitra sandoka io.
# naniraka ... Yaveh ... nanome fandresena anareo
Milaza ny tantaran'ny nataon'Andriamanitra taorian'ny fiaiken'ny vahoaka heloka sy fangatahany famonjena i Samoela.
# Jerobala, Bedana, Jefta, ary Samoela
Anarana mpitsara sasany izay natsangan'Andriamanitra ireo. Nampidirin'i Samoela tao anatin'io lisitra io ny tenany.
# nanompo an'ireo Bala sy ireo Astarta
Ny fanompoana eto dia ilazana ny fanompoana andriamanitra sandoka. DH: "nanompo andriamanitra sy andriamanitra vavy sandoka"
# eo an-tanan'ireo fahavalonay
Mampiasa ny hoe "tanana" io fanambarana io mba hilazana ny fahefana. DH: "fahefana na fifehezan'ny fahavalonay"