plt_tn/1sa/12/03.md

16 lines
999 B
Markdown

# Inty aho; mijoroa vavolombelona hanohitra ahy eo anatrehan'i Yaveh sy eo anatrehan'ilay voahosony
Amin'ity fanambarana ity dia manome fanamby ny olona mba hiteny mafy i Samoela raha nanao ratsy tamin'iza na iza. DH: "Mijoro eto anatrehanareo aho izao. Mangataka aminareo aho hiteny eo anatrehan'i Yaveh sy ny mpanjaka voahosony raha nanao izay tsy mety taminareo"
# Ombin'iza no efa nalaiko? Ampondran'iza no efa nalaiko?
Mampiasa fanontaniana fampisainana i Samoela mba hampatsiahivana ny olona fa tsy mbola nangalatra ny bibin'izy ireo mihitsy izy. DH: "Tsy mbola nangalatra biby izay sarobidy tamin'olona mihitsy aho."
# Iza no efa nambakaiko?
Mampiasa fanontaniana fampisainana iray hafa i Samoela mba hilazana fa marina hatrany izy. DH: "tsy mbola nisoloky na nandangolango olona aho."
# Mijoroa vavolombelona hanohitra ahy, fa haveriko aminareo izany
"Raha nanao iray tamin'ireo zava-dratsy ireo aho, dia mitenena izao, ary haveriko izay trosako. Ho hatsaraiko izay tsy nety rehetra"