plt_tn/1sa/11/09.md

382 B

Hoy izy ireo tamin'ireo iraka

Manondro an'i Samoela sy Saoly ny hoe "izy ireo."

amin'ny fotoana mampahamay ny masoandro

"mialohan'ny fotoana mahamay indrindra amin'ny andro" na "mialohan'ny mitataovovonana"

Jabesi-Gileada ... Jabesy

Anaran-toerana ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 11:1.

Nahasy

Anarana mpanjaka io. ereo ny nandikanao izany ao amin'ny 11:1.