plt_tn/1sa/11/09.md

16 lines
382 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hoy izy ireo tamin'ireo iraka
Manondro an'i Samoela sy Saoly ny hoe "izy ireo."
# amin'ny fotoana mampahamay ny masoandro
"mialohan'ny fotoana mahamay indrindra amin'ny andro" na "mialohan'ny mitataovovonana"
# Jabesi-Gileada ... Jabesy
Anaran-toerana ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 11:1.
# Nahasy
Anarana mpanjaka io. ereo ny nandikanao izany ao amin'ny 11:1.