plt_tn/1sa/11/01.md

16 lines
259 B
Markdown

# Nahasy
Lehilahy avy any Amona io, izay taranak'i Lota, zana-drahalahin'i Abrahama.
# Jabesi-Gileada
Anaran-toerana io.
# dia ny hipotsirako
"ny hanongotako" na "ny handoarako"
# hitondrana fahafaham-baraka
"hitondra henatra" na "hitondra laza ratsy"