plt_tn/1sa/11/01.md

259 B

Nahasy

Lehilahy avy any Amona io, izay taranak'i Lota, zana-drahalahin'i Abrahama.

Jabesi-Gileada

Anaran-toerana io.

dia ny hipotsirako

"ny hanongotako" na "ny handoarako"

hitondrana fahafaham-baraka

"hitondra henatra" na "hitondra laza ratsy"