plt_tn/1sa/10/01.md

20 lines
696 B
Markdown

# tavoara misy ny diloilo i Samoela, nandraraka izany teo ambony lohan'i Saoly
Tamin'ny kolontsaina Israelita, rehefa misy mpaminany mandraraka diloilo eo amin'ny lohan'ny olona iray, dia nandray fitahiana avy amin'i Yaveh io olona io.
# tavoara
fitoeran-javatra kely vita amin'ny tanimanga nodorana
# Moa ve Yaveh tsy efa nanosotra anao ho mpanapaka ny lovany?
Hain'i Samoela ny valin'izany fanontaniana izany. Mampatsiahy an'i Saoly izy fa Yaveh no nifidy azy ho mpanjakan'Israely. DH: "Nanosotra anao ho mpanapaka eo amin'ny lovany tokoa Yaveh."
# Zelza
Anaran-toerana io.
# Inona no tokony hataoko mahakasika ny zanako lahy?
Miahiahy ny amin'i Saoly ny rainy izao ary te hahita azy.