# tavoara misy ny diloilo i Samoela, nandraraka izany teo ambony lohan'i Saoly Tamin'ny kolontsaina Israelita, rehefa misy mpaminany mandraraka diloilo eo amin'ny lohan'ny olona iray, dia nandray fitahiana avy amin'i Yaveh io olona io. # tavoara fitoeran-javatra kely vita amin'ny tanimanga nodorana # Moa ve Yaveh tsy efa nanosotra anao ho mpanapaka ny lovany? Hain'i Samoela ny valin'izany fanontaniana izany. Mampatsiahy an'i Saoly izy fa Yaveh no nifidy azy ho mpanjakan'Israely. DH: "Nanosotra anao ho mpanapaka eo amin'ny lovany tokoa Yaveh." # Zelza Anaran-toerana io. # Inona no tokony hataoko mahakasika ny zanako lahy? Miahiahy ny amin'i Saoly ny rainy izao ary te hahita azy.