plt_tn/1sa/09/23.md

8 lines
327 B
Markdown

# izay teo aminy
Ireo mety ho heviny dia 1) ny sakafo hafa izay andeha hohanin'i Saoly miaraka amin'ny hena na 2) ampahany hafa amin'ilay omby.
# Ary hoy i Samoela hoe
Tsy mazava hoe iza no miresaka ao amin'ny teny nipoiran'ity. Azo eritreretina hoe ilay mpahandro no miresaka amin'i Saoly. DH: "Dia hoy ilay mpahandro hoe"