plt_tn/1sa/09/23.md

327 B

izay teo aminy

Ireo mety ho heviny dia 1) ny sakafo hafa izay andeha hohanin'i Saoly miaraka amin'ny hena na 2) ampahany hafa amin'ilay omby.

Ary hoy i Samoela hoe

Tsy mazava hoe iza no miresaka ao amin'ny teny nipoiran'ity. Azo eritreretina hoe ilay mpahandro no miresaka amin'i Saoly. DH: "Dia hoy ilay mpahandro hoe"