plt_tn/1sa/09/14.md

237 B

mba handeha hiakatra any amin'ny toerana avo

Toerana izay notendren'ny olona ho masina mba hanaovana sorona sy fanatitra ho an'i Yaveh izany. Toy ny hoe ivelan'ny manda izay manodidina ny tanàna izany raha ny firesaky ny mpanoratra.