forked from WA-Catalog/plt_tn
4 lines
237 B
Markdown
4 lines
237 B
Markdown
|
# mba handeha hiakatra any amin'ny toerana avo
|
||
|
|
||
|
Toerana izay notendren'ny olona ho masina mba hanaovana sorona sy fanatitra ho an'i Yaveh izany. Toy ny hoe ivelan'ny manda izay manodidina ny tanàna izany raha ny firesaky ny mpanoratra.
|