plt_tn/1sa/09/09.md

8 lines
386 B
Markdown

# Taloha tany Israely ... mpahita
Ity dia fampahafantarana ara-kolotsaina izay nampidirin'ny mpanoratra Hebreo. Raha hafahafa amin'ny fiteninao ny manambara ity fampahafantarana ity, dia azo afindra any amin'ny faran'ny andininy faha 11 izany.
# Fa mpahita no fiantsoana taloha izay antsointsika hoe mpaminany ankehitriny
"Mpahita no anarana taloha ilazana ny mpaminany ankehitriny"