plt_tn/1sa/09/09.md

386 B

Taloha tany Israely ... mpahita

Ity dia fampahafantarana ara-kolotsaina izay nampidirin'ny mpanoratra Hebreo. Raha hafahafa amin'ny fiteninao ny manambara ity fampahafantarana ity, dia azo afindra any amin'ny faran'ny andininy faha 11 izany.

Fa mpahita no fiantsoana taloha izay antsointsika hoe mpaminany ankehitriny

"Mpahita no anarana taloha ilazana ny mpaminany ankehitriny"