plt_tn/1sa/09/07.md

430 B

inona no afaka entintsika ho an'ilay lehilahy?

Ny fanolorana fanomezana dia mariky ny fanajana ilay olon'Andriamanitra.

lehilahin'Andriamanitra

Ny hevitr'io andian-teny io matetika dia mpaminanin'i Yaveh. Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 2:27. DH: "olona izay mandre sy milaza ny teny avy amin'Andriamanitra"

ampahefatry ny sekely

"1/4 sekely." Ny sekely dia karazam-bola nampiasaina tao amin'ny Testamenta Taloha.