# inona no afaka entintsika ho an'ilay lehilahy? Ny fanolorana fanomezana dia mariky ny fanajana ilay olon'Andriamanitra. # lehilahin'Andriamanitra Ny hevitr'io andian-teny io matetika dia mpaminanin'i Yaveh. Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 2:27. DH: "olona izay mandre sy milaza ny teny avy amin'Andriamanitra" # ampahefatry ny sekely "1/4 sekely." Ny sekely dia karazam-bola nampiasaina tao amin'ny Testamenta Taloha.