plt_tn/1sa/09/05.md

376 B

tanin'ny Zofa

Faritra any Israely mianavaratra an'i Jerosalema io.

lehilahin'Andriamanitra

Ny hevitr'io andian-teny io matetika dia mpaminanin'i Yaveh. Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 2:27. DH: "olona izay mandre sy milaza ny teny avy amin'Andriamanitra"

izay lalana tokony halehantsika amin'ny diantsika

"izay lalana tokony halehantsika hahitana ireo boriky"