plt_tn/1sa/09/05.md

12 lines
376 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tanin'ny Zofa
Faritra any Israely mianavaratra an'i Jerosalema io.
# lehilahin'Andriamanitra
Ny hevitr'io andian-teny io matetika dia mpaminanin'i Yaveh. Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 2:27. DH: "olona izay mandre sy milaza ny teny avy amin'Andriamanitra"
# izay lalana tokony halehantsika amin'ny diantsika
"izay lalana tokony halehantsika hahitana ireo boriky"