plt_tn/1sa/08/21.md

546 B

naveriny teo an-tsofin'i Yaveh izany

Eto ny "sofin'i Yaveh" dia ilazana an'i Yaveh. Nivavaka tamin'i Yaveh tamin'ny famerenana izay rehetra nolazain'ny vahoaka i Samoela. DH: "naveriny tamin'i Yaveh izany"

Ankatoavy ny feon'izy ireo

Eto ny "feon'izy ireo " dia ilazana ny sitrapon'ny vahoaka. DH: "Ankatoavy ny vahoaka"

ataovy tonga mpanjakan'izy ireo ny olona iray

"asio olona iray ho mpanjaka eo amin'izy ireo." Ampiasao ny teny mahazatra amin'ny fiteninao ilazana ny fanaovana mpanjaka.

mandeha any amin'ny tanànany avy

"mody"