# naveriny teo an-tsofin'i Yaveh izany Eto ny "sofin'i Yaveh" dia ilazana an'i Yaveh. Nivavaka tamin'i Yaveh tamin'ny famerenana izay rehetra nolazain'ny vahoaka i Samoela. DH: "naveriny tamin'i Yaveh izany" # Ankatoavy ny feon'izy ireo Eto ny "feon'izy ireo " dia ilazana ny sitrapon'ny vahoaka. DH: "Ankatoavy ny vahoaka" # ataovy tonga mpanjakan'izy ireo ny olona iray "asio olona iray ho mpanjaka eo amin'izy ireo." Ampiasao ny teny mahazatra amin'ny fiteninao ilazana ny fanaovana mpanjaka. # mandeha any amin'ny tanànany avy "mody"