plt_tn/1sa/08/08.md

317 B

nitondrako azy ireo nivoaka avy tao Egypta

Maneho ny fanafahan'i Yaveh ny Israelita tamin'ny fanandevozana tany Egypta an-taonany maro taloha io.

Ankehitriny henoy izy ireo

"Ankehitriny dia ataovy izay angatahin'izy ireo hataonao"

ampitandremo mafy

"mbà matotra tanteraka eo am-pampitandremanao azy ireo"