plt_tn/1sa/08/08.md

12 lines
317 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nitondrako azy ireo nivoaka avy tao Egypta
Maneho ny fanafahan'i Yaveh ny Israelita tamin'ny fanandevozana tany Egypta an-taonany maro taloha io.
# Ankehitriny henoy izy ireo
"Ankehitriny dia ataovy izay angatahin'izy ireo hataonao"
# ampitandremo mafy
"mbà matotra tanteraka eo am-pampitandremanao azy ireo"