plt_tn/1sa/07/12.md

8 lines
248 B
Markdown

# naka vato i Samoela ary nametraka izany
Nametraka vato lehibe teo amin'izay nisehoana tranga lehibe ny Israelita sy ny vahoaka hafa teo amin'izany tany izany mba ho fatsiarovana ny famonjen'Andriamanitra.
# Mizpa ... Sena
Anaran-toerana ireo.