plt_tn/1sa/07/12.md

248 B

naka vato i Samoela ary nametraka izany

Nametraka vato lehibe teo amin'izay nisehoana tranga lehibe ny Israelita sy ny vahoaka hafa teo amin'izany tany izany mba ho fatsiarovana ny famonjen'Andriamanitra.

Mizpa ... Sena

Anaran-toerana ireo.