plt_tn/1sa/07/07.md

415 B

nanafika ny Israely ireo mpanapaky ny Filistina

Azo adika mazava fa ny tafika fa tsy ny mpanapaka tenany no nanafika an'Israely. DH: "nitarika ny tafiny ireo mpanapaka Filistina ary nanafika an'Israely"

hanavotra antsika eo an-tanan'ireo Filistina

Ny "tanana" dia fibangoan-teny ilazana ny herin'ny olona. DH: "hanavotra antsika amin'ny tafika Filistina" na "hisakana ny tafika Filistina tsy hamely antsika"