plt_tn/1sa/07/07.md

8 lines
415 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nanafika ny Israely ireo mpanapaky ny Filistina
Azo adika mazava fa ny tafika fa tsy ny mpanapaka tenany no nanafika an'Israely. DH: "nitarika ny tafiny ireo mpanapaka Filistina ary nanafika an'Israely"
# hanavotra antsika eo an-tanan'ireo Filistina
Ny "tanana" dia fibangoan-teny ilazana ny herin'ny olona. DH: "hanavotra antsika amin'ny tafika Filistina" na "hisakana ny tafika Filistina tsy hamely antsika"